par Info service Communication | Mar 28, 2025 | Actualité
CNTEMAD mandray anjara amin’ny fanadiovana faobe, eto anivon’ny Commune Urbaine Antananarivo(CUA), araka ny toromarika avy amin’ny fitondram-panjakana.
par Info service Communication | Jan 22, 2025 | Actualité
Nisy ny fihaonana notanterahina tao amin’ny Digital Center Antaninarenina, ny 21 janoary 2025 niresahana sy nandinihina ireo fanatsarana ilaina ho fanovana ny Ivontoeram-pampianarana ampitain-davitra CNTEMAD ho oniversite nomerika. Isan’ny lahadinika ihany koa ny...
par Info service Communication | Mai 10, 2024 | Actualité
Tontosa ny Alarobia 08 Mai 2024 lasa teo ny famelabelaran-kevitra nataon’ny BIANCO tamin’ireo mpianatra tato amin’ny CNTEMAD. Fihaonana izay notarihan’ny tale jeneralin’ny BIANCO,Atoa Laza ANDRIANIRINA sy ny Tale nasionalin’ny...
par cnte_mada | Mar 14, 2024 | Actualité
Mpianatra 22 mianadahy no nahavita ny dingana famaranana ka niroso tamin’ny fanaovana ny « Soutenance de fin d’etude », ka nahazo ny mari-pahaizana « Master M2“, izay mari-pahaizana faratampony ato amin’ny Cntemad. –10 tamin’izy ireo...
par cnte_mada | Nov 14, 2023 | Actualité
Sekoly fampiarana ambony am-pitain-davitra ny CNTEMAD, misokatra hoan’ireo rehetra izay mbola manana fanriana hanohy fiarana na dia efa misehatra amin’ny asa fivelomana aza fa indrindra ireo izay somary teritery fotoana nohon’ny antony maro samihafa....