CNTEMAD mandray anjara amin'ny fanadiovana faobe, eto anivon'ny Commune Urbaine Antananarivo(CUA), araka ny toromarika avy amin'ny fitondram-panjakana.
Blog
𝐅𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐍𝐓𝐄𝐌𝐀𝐃 𝐡𝐨 𝐎𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞 𝐍𝐨𝐦𝐞𝐫𝐢𝐤𝐚
Nisy ny fihaonana notanterahina tao amin’ny Digital Center Antaninarenina, ny 21 janoary 2025 niresahana sy nandinihina ireo fanatsarana ilaina ho fanovana ny Ivontoeram-pampianarana ampitain-davitra CNTEMAD ho oniversite nomerika. Isan’ny lahadinika ihany koa ny...
LOA-BARY AN-DASY
Tontosa ny Alarobia 08 Mai 2024 lasa teo ny famelabelaran-kevitra nataon'ny BIANCO tamin'ireo mpianatra tato amin'ny CNTEMAD. Fihaonana izay notarihan'ny tale jeneralin'ny BIANCO,Atoa Laza ANDRIANIRINA sy ny Tale nasionalin'ny CNTEMAD, Atoa Lalatiana ANDRIAMIRADO,...
Soutenance de fin d’étude
Mpianatra 22 mianadahy no nahavita ny dingana famaranana ka niroso tamin'ny fanaovana ny "Soutenance de fin d'etude", ka nahazo ny mari-pahaizana "Master M2“, izay mari-pahaizana faratampony ato amin'ny Cntemad. --10 tamin'izy ireo nanaraka ny lalam-piofanana...
Fiaraha miasa amin’ny rehetra
Sekoly fampiarana ambony am-pitain-davitra ny CNTEMAD, misokatra hoan'ireo rehetra izay mbola manana fanriana hanohy fiarana na dia efa misehatra amin'ny asa fivelomana aza fa indrindra ireo izay somary teritery fotoana nohon'ny antony maro samihafa. Manoloan'izany...