Soutenance de fin d’étude

Soutenance de fin d’étude

par | Mar 14, 2024 | Actualité

Mpianatra 22 mianadahy no nahavita ny dingana famaranana ka niroso tamin’ny fanaovana ny « Soutenance de fin d’etude », ka nahazo ny mari-pahaizana « Master M2“, izay mari-pahaizana faratampony ato amin’ny Cntemad.

–10 tamin’izy ireo nanaraka ny lalam-piofanana « Fitantanana » (Mention Gestion)tao amin’ny CRTE Toamasina; ary 12 kosa nandranto ny lalam-piofanana « Lalàna » (Mention Droit) tato amn’ny CRTE Antananarivo.

Amin’ny anaran’ny mpiara miasa rehetra, ny Talen’ny cntemad dia miarahaba azy ireo sy mitso-drano ihany koa hahitasoa amin’izay dingana rehetra mbola hiantsorahan’izy ireo.

Misaotra ireo mpampianatra tsy nikely soroka tamin’ny fanatanterahana ny adidy,tsy ho hadinoina ihany koa ireo « Membre de jury », ary mankahery ireo mpianatra izay mbola eo an-dalam-pamitàna ny lalam-piofananamisy azy.
Mankasitraka tamin’ny fifanomezan-tanana nataon’ny rehetra

Autre articles

LOA-BARY AN-DASY

LOA-BARY AN-DASY

Tontosa ny Alarobia 08 Mai 2024 lasa teo ny famelabelaran-kevitra nataon'ny BIANCO tamin'ireo...